Manifesto
Ato amin’i JB,
ny fahavononanay handroso,,
ny herim-ponay hikaroka,
ny fahaizanay manavao
no manosika anay isan’andro.
Izahay dia manome fahafahana
ho an’ny Malagasy rehetra,
an-tanàn-dehibe na any ambanivohitra,hahazo fahafinaretana sy sakafo mahasalama amin’ny alalan’ny vokatra azo antoka,matsiro ary mahasoa.
Isan’andro, amin’ny asa rehetra ataonay,
Ampiasanay ny fahaiza-manaonay sy ny fitiavanay,
Ho fanampiana ny olona hivoatra
ho any amin’ny fiainana tsara kokoa
JB. Aina vao isan’andro