Ny tontolo iainana

Group-991.png

SOCOAINA. Ho lovan’ny taranaka mifandimby

Satria zava-dehibe ny fiarovana ny planeta, SOCOLAIT dia nametraka drafitra mazava sy maharitra hanamaivana ny fiantraikan’ny asanay eo amin’ny tontolo iainana, amin’ny alalan’ny tetikasa SOCOAINA, izay handraisain’ireo mpiasa sy ireo mpiara-miombon’antoka anjara feno.​

Ny tetikasanay

mitandro ho faran’izay kely ny fiantraikan’ny asa ataonay eo amin’ny tontolo iainana​