Home » Ny vehivavy sy ny lehilahy manodidina anay
Manolo-tena izahay amin’ny fampivoarana ny fiaraha-monina manodidina anay.
Voalohany indrindra, ny mpiara miasa: miahy ny fampitomboana ny fahaizany izahay amin’ny alalan’ny fananganana Akademia fampiofanana, miantoka ny fahasalamany ao amin’ny toeram-piasana, amin’ny alalan’ny fiarovana sy fitsaboana azy ireo. Manohana ny fanabeazana ny zanaky ny mpiara miasa amin’ny alalan’ny fandaharan’asa sosialy ANKIZY GENERATION sy BOURSE D’EXCELLENCE izahay. Mametraka fifandraisana maharitra amin’ireo mpiara-miombon’antoka izahay mba hiantohana fidiram-bola mendrika sy fahaiza-manao vaovao amin’ny alalan’ny fiofanana. Farany, manolotra vokatra ho an’ny Malagasy rehetra izahay ary manatsara hatrany ny kalitaon’ny sakafo, sady miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ho an’ny zaza, indrindra any atsimon’i Madagasikara.
Ny tetikasanay mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny vehivavy sy ny lehilahy manodidina anay
SOCOTSIKY
programme de distribution de produits SOCOLAIT pour promouvoir la nutrition des enfants défavorisés du Vakinankaratra
SOLAIRE JB
L’usine d’Amboditsiry fonctionne en partie grâce à l’énergie solaire.